Filazana fahatapahan-dalana
02 Aogositra, 17h00, Hisy ny fahatapahan-dalana ho lalana mampitohy an’Ambaja sy Antsiranana manomboka ny 03 aogositra manomboka amin’ny 1ora folak’andro ka hatramin’ny 6 ora hariva; ny 4 sy 5 ny volana aogositra manomboka amin’ny 6ora30min maraina ka hatramin’ny 11ora30min atoandro, hitohy ny tapak’andro indray izany manomboka amin’ny 1ora ka hatramin’ny 6 ora hariva; ny 6 aogositra manomboka amin’ny 6ora30 ka hatramin’ny 11ora 30; ny 8 sy 11 aogositra manomboka amin’ny 6 ora30 ka hatramin’ny 11ora30 ary ny 12 aogositra, manobomboka min’ny 6ora sasany ka hatramin’ny 12h atoandro. Izany no atao vokatry ny fanamboaran-dalana atao any an-toerana, hoy ny avy eo anivon’ny ministera’y asa vaventy.
