Dadju : Hanao fampisehoana eto Madagasikara
28 Jolay, 14h 00, Hanao fampisehoana ao amin’ ny Kianja Barea Mahamasina i Dadju ny 14 oktobra izao. Manomboka amin’ ny 8 ora alina no fampisehoana, ary efa misokatra ny fividianana tapakila.
Raha tsiahivina dia efa nanao fampisehoana tao amin’ ny Palais de la Culture et des Sports i Dadju tamin’ny taona 2019.
