Andoharanofotsy: Nitokona ireo taksibe
12 Jolay, 11h30, Nitokona ieo mpitatitra eny Andoharanofotsy androany 12 Jolay tokony ho tamin’ny 10 ora sy sasany. Mitaky ny saran-dalana 1000 Ar izy ireo. Feno olona ihany koa eny amin’ny fiantsonana miandry fiara handehanana.
