Irak : Tanàna rendriky ny rano, nifoha indray
Tanàna lehibe (cité) iray efa natelin’ny rano tany amin’ny 3 000 taona lasa tany noho ny horohorontany no miverina mipotra ao Irak. Nilevina tao amin’ny fitahirizan-dranon’i Mossoul ny tanàna izay tsy fantatra anarana hatramin’izay.
« Archéologoue » maromaro no manao fikarohana any an-toerana amin’izao fotoana ary efa nahita rindrina sy sy takela-bato « cunéiforme ». Ny hain-tany no nahatonga ny ny tompin’nadrikitra sy ny mponina nanovo rano tao amin’io fitahirizan-dranon’i Mossoul. Rehefa nihena ny rano dia niha nipotra io tanàna io difitra io, ary teo no nahitana azy.
