Dépêches

QMM Tolagnaro : Hiato ny asa

20 May, 18h00. Nampandre ny QMM, mpitrandraka fasi-mainty ao Tolagnaro fa hampiato ny asany, tsy hanao afa-tsy izay asa maika tsy maintsy natao nanomboka ny Alakamisy lasa teo. Milaza ho tsy manana antoka intsony ny orinasa amin’ny fiarovana ny mpiasa ao aminy. Mitohy ny fametrahana sakana eny amin’ny làlana ataon’ireo mponina noho ny tsy fivoahan’ny marina amin’ny fandotoana ny rano hanjonoan’izy ireo ao Andrakaraka.

Laisser un commentaire