ActualitésTatitra

Algérie : Nikatona ny faritra an’habakabak’i Algérie ao Maroc

Tsy mahazo mampiasa ny faritra an’habakabany ao Maroc intsony i Algérie raha ny fanambarana tamin’ny fomba ofisialy ny 22 septambra teo. Naaton’ny filan-kevitry ny fiarovana avy hatrany ireo sidina ho an’ny sivily sy ho an’ny miaramila hatramin’ny ireo efa voasoratra anarana ao an-toerana. Anton’io fanampahan-kevitry io ny fanafoanana ny fifandraisana diplomatika teo amin’ny roa tonta, iray volana lasa izao. Raha tsiahivina dia natsahatra ny 24 aogositra teo izany noho ny fanamelohan’i Algérie an’i Maroc tsy nitsahatra naneho fitsehika feno fankahalan azy ireo.

Laisser un commentaire