SOLIKA HOAVY AO TOAMASINA
Androany Alatsinainy dia hisy sambo mpitondra solika hoavy ao Toamasina ary afaka 3 andro indray dia hisy iray hafa hoavy araka ny fanambaran’ny Groupement des Pétroliers eto Madagasikara.