GASCAR FENOSOA
naharitra 4 ora lahery teo ny fanadihadiana natao tamin’ny Gascar Fenosoa teny Fiadanana.
Ny fandaharana l’Invité du Jour niarahana tamin’i Christian Tabera ny Alatsinainy 4 Desambra teo no nanaovana fanadihadiana azy hoy ny mpisolo vava Eric Rafidison.
efa nalefa nody moa ity mpanao gazetin’ny Real Tv ity, raha toa ka mbola hitohy ny fanadihadiana
