DépêchesTsidika

Betroka: Zaza roa taona voahitsaky ny moto

16 oktobra; Mpitandro filaminana iray mamo nitondra moto nandeha mafy anaty tsena no nahavoahitsaka zaza roa taona. Ny alakamisy lasa teo tao amin’ny Kaominina Ambanivohitra Andriandampy,distrikan’ny Betroka; namoy ny ainy moa ilay zaza taorian’ny loza niseho. Nalefa nandositra haingana ilay mpitadro filaminana rehefa naika hiaran’ny fitsaram-bahoaka.

Laisser un commentaire