ConseilTsidika

Girofle :fanafody natoraly fitsaboana ny Perte blanche tena mahomby

Ahitana calcium,magnésium,fer,potassium, vitaminina C sy A ihany ny Girofle izay tena ilainy vatana.Betsaka isika vehivavy no velontaraina noho ny fisiany perte blanche izay tena manelingelina.Manasitrana izay ny Girofle. Ny fomba fikarakarana azy :maka  clous de Girofle indray tanana,atao anaty rano 2litatra, hapangotrahana ary tenihana tsara,avela angatsiaka izay vao ampiasaina.Misotro 1vera ary isasana isan’andro.Atao mandritran’ny 3adro misesy ary hitnao fa ho afaka ny perte blanch. Afanaina ny ampitso ra mbola nisy ambiny mbola ho ampiasaina

Laisser un commentaire