ConseilTsidika

Institut ISS : Hanatanteraka vela-kevitra mandritra ny iray volana

Hanatanteraka vela-kevitra mandritra ny iray volana ny Institut ISS etsy Tsiadana. Maro ireo lohahevitra hifampizarana mandritra izany hetsika izany. Hanafaingana ny fanatontosanao ny tanjonao no tanjona amin’izany.

« Optimisation de Projets au sein des Organisations Publiques » no loha-hevitra hifampizarana amin’ny alatsinainy faha 16 oktobra 2023 izay manomboka amin’ny 09 ora maraina ka hatramin’ny 11 ora atoandro. Ny toerana dia ao amin’ny Institut ISS Tsiadana, hoy I Harinoro, tompon’andraiktra.

Ny fisoratana anarana dia azonao atao sy alaina amin’ny alalan’ny fandefasana mailaka amin’ny commevent@institut-iss.com na ny  laharana 0 34 61 597 24 / 0 34 87 244 55.

Laisser un commentaire