ConseilTsidika

Moringa Wave : Efa tsy zoviana amin’ny maro ny kalitao vokariny

Maro ireo vokatra izay vokarin’ny Moringa Wave. Efa maro ihany koa no nahita vokatsoa tamin’ny fampiasana izany. Toy ny fampiasana ireo vokatra « soins cosmetiques » izao dia tena nahafapo izay efa nampiasa azy. Ohatra amin’izany ny « huile de Moringa » sy « baume à lèvres » ary ireo karazana savony izay vokariny izay tena mahafapo tanteraka ireo mpanjifa azy. Misy ihany koa ny « huile démaquillante » ho an’ny vehivavy; izay tsara sy mora ampiasaina ary manampy be amin’ny fikolokoloana ny endrika.

Ankoatra ny « produits cosmetiques » dia misy ihany koa ny « produits alimentaires » toy ny poudre de Moringa, mélanges d’épicés, infusion au Moringa, gélule de poudre. Ny « superfoods gourmands » izay tena manampy ireo tia tsakotsako toy ny « chocolat au Moringa », ny « cookies aux pepites de chocolat », « ny cookies sans gluten », ary isan’ny mampiavaka azy ireo koa ny « cookies aux épices » izay tena manaraka ny fenitra ara-pahasalamana avokoa.

Tombony amin’ny fihinanana na fampiasana ny vokatra Moringa: vokatra feno ary manana ny kalitao izy ary tena manankarena antioxydants sy vitamine B. Noho izany dia ara-pahasalamana tanteraka ny vokatra Moringa.

Manasa anao ihany koa izahay hitsidika ny pejy Moringa Wave, na hiantso ny 034 07 477 77, na ao amin’ny info@moringawave.com

Laisser un commentaire