El Bissap Mada : Orin’asa manana ny toerany amin’ny famokarana zava-pisotro natoraly
Orin’asa mpamokatra zava-pisotro maro vita avy amin’ny hibiscus ny EBM. Efa nahazo ny « Trophée du meilleur produit 2022 » tao amin’ny Salon de créativité Voatra sy mari-pankasitrahana « Trophée 3e meilleur stand » FIEPA 2022. Maro dia maro ireo mpanjifa sy mpankafy ity vokatr’ity noho ireo voka-tsoa azo avy aminy. Marihina moa fa vokatra 100% natoraly izy ity noho izany dia azo antoka tsara ny maha ara-pahasalamana azy.
Ireto avy ny karazana vokatra ato amin’ny El Bissap Mada izay efa afaka jifaina : ny « boisson naturelle » izay azo sotroina na aiza na aiza, « produits cosmetiques » izay tena mahafapo tokoa ny fampiasana azy. Ankoatra izay dia misy ny « infusion » sy ny « fleur sechée » izay tena amin’ny vidiny mirary.
Ny vokatra ato amin’ny El Bissap Mada moa dia « produit vitaminé » avokoa ary « fotrifiant naturelle ».
Azonao atao ihany koa ny mitsidika ny pejin’ny EBM izao ao amin’ny El Bissap Mada EBM na miantso ny laharana 0 33 46 992 12. Eo koa ny mailaka ebm.elbissapmada@gmail.com
