Big Farma :Mampiofana mikasika ny fiompiana
Ahazoana tombony ny fiofanana ao amin’ny Big Farma. Azo antoka ihany koa satria manao fanandramana isaky ny mianatra. Mampiofana amin’ny fiompiana akoho, trondro, kisoa sy ny hafa koa ny Big Farma. Manara-penitra ny fampiofanana, mampianatra manamboatra provende ary miantoka ny fanaovana fanandramana ihany koa.
Ny mampiavakazy dia ny fampianarana miompy lalitra mainty, izay tena tsara atao sakafon’ny biby fiompy.
Mivarotra cadre ho fitoeran’ny lalitra mainty, ny Big Farma. Mora azo ny fanazavana mandritra ny fampianarana.
Afaka miantso ny laharana 0 34 61 581 89 na mandefa mailaka amin’ny rasambochristianeddy@gmail.com
