ConseilTsidika

Confiture : Afa-po ireo izay nanjifa ny vokatra Kalidago

Vokatra natoraly ny Kalidago, ara-pahasalama sy tsy misy akora simika ny fanamboarana ny vokatra. Malaza amin’ny fanaovana confitures izy, izay sady tena maro karazana tokoa no miavaka mihitsy ny tsirony.

Misy voakazo maina koa, izay tena tsara kalitao. Mampihavaka azy ny confitures, izay amin’ny sachet, ka mora entina.

Afaka mihantso ny laharana 0 32 46 610 77 na 0 34 32 244 74 

Laisser un commentaire