Antsirabe : hampiakatra ny saran-dalana ireo kaoperativa amin’ny zotra Nasionaly
Nanao fanambarana ireo kaoperativam-pitanterana ao Antsirabe fa hisy ny fanitsiana ny saran-dalana amin’ireo zotra mampitohy an’Antsirabe sy ireo faritany hafa.
Read More