Dépêches

Sehatry ny sokola: Miverina indray ny hetsika natokana ho amin’izany

Dépêche 20 mars, 14h, Miverina indray ny tsenan’ny sôkôla , andiany faha-5, izay hatao ny alahady 2 aprily 2023 eny amin’ny hotely Carlton. Hokarakarain’ny Vondrona Wednesday Morning izany izay ahitana hetsika sy tsiro samihafa. Io indray araka izany ny fotoana hifamotoan’ny mpankafy sôkôla. Mila mitondraina ihany anefa amin’ny fihinanana azy itony amin’ireo aretina samihafa mety haterany, mihinana amin’ny antonony hatrany no vahaolana.

Laisser un commentaire