Dépêches

Road to BAL 2023 : Tapitra ny lalana ho an’ny COSPN

Dépêche 25 novembre, 13h, Ny ekipam-pirenena avy aoamin’ny Polisy no nisolo tena an’ny Madagasikara nandritra ny lalao izao natao tatsy Afrika Atsimo nanomboka ny 22 novambra teo. Lalao telo no nifanandrinana ary nahazoana faharesena avokoa izany izay midika fa tapitra ny lalana ho an’ity ekipa nisolo tena an’i Madagasikara tamin’ny lalao basket ity. Mbola vao fifanintsanana ity natao ity ary ireo ekipa izay 2 voalohany isaky ny vondrona sy ny ekipa izay mandresy amin’ny lalao famaranana fifanintsanana no hiatrika ny BAL any Rwanda.

Laisser un commentaire