Dépêches

Vidin-tsolika : Nangataka fetrany ho an’ireo firenena marefo

Dépêche 22 septembre, 11h30, Nitondra ny hetahetany ny filoham-pirenena nandritra ny fandraisam-pitenenany tamin’ny fihaonam-ben’ny firenena mikambana. Nangataka izy tamin’izany ny mba hamerana ny sy tsy hampitovizana ny vidin-tsolika ho an’ny firenena rehetra. Tokony hisy vidiny mendrika ho an’ny firenena marefo, hoy izy, izany hoe tokony mora kokoa izany raha mihoatra ny firenena hafa.

Laisser un commentaire