Foto-drafitrasa: vita ny lalam-pirenena RN5A
Dépêche 13 septembre, 14h30, Vita soa aman-tsara ary manara-penitra ny lalampirenena mampitohy an’ny Ambilobe sy Vohémar. Nampikolay ny mpampiasa iny lalana iny sy ny mponina any izy io nandritra ny fotoana naharitra ka izao vita izao ary hitondra fampanrosoana ho an’iny faritra iny.
