Passer au contenu
Tsidika

  • Actualités
  • Tatitra
  • Conseil
  • Sport
  • Politique
  • Social
  • Archives
  • Credits
  • Contact
Dépêches

Vatsim-pianarana : Nitaky izany koa ny tany Mahajanga

Arthur Ulrich septembre 9, 2022septembre 9, 2022 0 Comments mahajanja, mpianatra, université, vatsimpianarana

Dépêche 9 septembre, 12h30, Taorian’ny mpianatra teny Vontovorona dia nilatsaka an-tsehatra hitaky ny famoahana ny vatsim-pianarany ihany koa ny mpianatra avy ao amin’ny Oniversiten’ny Mahajanga. Ny mahagaga dia vao tapitra ny fitakiana dia mivoaka ny fandaharam-potoana hizarana ny vatsim-pianarana.

  • Fampiasana ny « mobile money » :  mpisoloky amin’ny m-vola nampidirina am-ponja.
  • Androhibe Antsahadita : Vita soa aman-tsara manaraka ny fenitra nandrasana azy ny lisea sy CEG vaovao

Vous pourrez aussi aimer

Mandritsara : Nosoloina ny lehiben’ny fari-piadidiam-pampianarana

Arthur Ulrich février 17, 2022février 17, 2022 0

Antsiranana : Mpangalatr’omby iray tratra nandritra ny fisavana nataon’ny polisim-pirenena

Arthur Ulrich août 24, 2022août 24, 2022 0

Fizahan-tany : Hiverina hisokatra ny sidina mampitohy an’i Sainte Marie sy ny nosy La Réunion

Arthur Ulrich septembre 1, 2022septembre 1, 2022 0

Laisser un commentaire Annuler la réponse

Vous devez vous connecter pour publier un commentaire.

Dépêches

  • juin 2, 2026
    Hiatrika lalao amical lehibe ny ekipam-pirenena Malagasy anio, hifandona amin’i Maroc any Rabat. Hanomboka amin’ny 20:00 ora Madagasikara ny lalao Fotoana iray lehibe ho an’ny Barea hanamafisana ny traikefa sy hitsapana ny tanjany manoloana ekipa matanjaka, ho fiomanana amin’ireo fifaninanana ho avy […]
  • juin 2, 2026
    Mitohy manerana ny Nosy ny fikarakarana ny fankalazana ny tsingerintaona faha-66 nahazoana ny fahaleovantena. Anisan’izany ny fanadiovana ny tanàna, fanamboarana lalana amin’ny toerana sasany, fanazaran-tenan’ny tafika sy ireo handray anjara, ary koa ny fanatsarana ny bika aman’endriky ny renivohitra sy ny faritra samihafa. […]
  • mai 26, 2026
    Misy ny fahavakisana ny fantson-dranon’ny JIRAMA eo akaikin’ny Delta Hôtel Antanimena ny marainan’ny Zoma 22 May 2026. Vokatr’izany dia tapaka ny làlana avy eo amin’ny Auto-pièce RHS Behoririka mihazo ny Chocolaterie Robert Antanimena. Ho fandrindrana ny fifamoivoizana dia nametraka  » déviation  » mandalo Landis mivoaka Immeuble Santa ny Kaominina Antananarivo Renivohitra. Hentanina ny rehetra hanaja ny toromarika sy ny lamina apetraky ny mpitandro filaminana,mba hisorohana ny fitohanana sy hanamorana ny fivezivezena. Loharano: CUA […]
  • mai 26, 2026
    Nidina ifotony teny Ambohitrakely sy Andrainarivo ireo tompon’andraikitra hanitsy ireo tsena sy toeram-pisakafoana manarona ny lalana an-tongotra, ary koa ireo fiara mijanona tsy ara-dalàna na “épaves” manelingelina ny fifamoivoizana. Nesorina avy hatrany ireo fitaovan’ny mpivarotra napetraka anaty arabe, indrindra manodidina ny Rond-point Ambohitrakely, noho izy ireo mety hampidi-doza ho an’ny mpampiasa lalana. Nomena fe-potoana 48 ora ihany koa ireo tompona fiara simba na mijanona amoron-dalana mba hanesorana izany. Raha tsy manaraka ny toromarika dia handray fepetra ny CUA – Commune Urbaine d’Antananarivo. Tanjona amin’izao hetsika izao ny hampilamina ny fifamoivoizana sy hanomezana toerana malalaka sy azo antoka ho an’ny mpandeha an-tongotra. CUA – Commune Urbaine d’Antananarivo. […]
  • mai 15, 2026
    Sambany no hisy vehivavy Malagasy handray anjara amin’ny dingana famaranana amin’ny PMGO Africa Finals eo amin’ny taranja PUBG Mobile. I Onintsoa ‘OFFSET’ Fitiavana, mpilalao ao amin’ny ekipa Four Strengths, no hitondra izany faneva izany. […]
septembre 2022
L M M J V S D
 1234
567891011
12131415161718
19202122232425
2627282930  
« Août   Oct »

Archives

  • Actualités
  • Conseil
  • Tetik’asako
  • Social
  • Sport
  • Tatitra
  • Credits

Les articles Recents

  • Barea miatrika an’i Maroc androany ! juin 2, 2026
  • Fanomanana ny fetim-pirenena (26 Jona) juin 2, 2026
  • Fanovana vonjimaika ny rindran-damina amin’ny fifamoivoizana eo Behoririka mihazo an’Antanimena mai 26, 2026
  • 𝗔𝗺𝗯𝗼𝗵𝗶𝘁𝗿𝗮𝗸𝗲𝗹𝘆 𝘀𝘆 𝗔𝗻𝗱𝗿𝗮𝗶𝗻𝗮𝗿𝗶𝘃𝗼 : 𝗙𝗮𝗻𝗶𝘁𝘀𝗶𝗮𝗻𝗮 𝗶𝗿𝗲𝗼 𝗺𝗮𝗻𝗲𝗹𝗶𝗻𝗴𝗲𝗹𝗶𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗳𝗶𝗳𝗮𝗺𝗼𝗶𝘃𝗼𝗶𝘇𝗮𝗻𝗮 mai 26, 2026
  • VEHIVAVY MALAGASY NANDRAY ANJARA AMIN’NY PUBG mai 15, 2026
  • ASCENSION NY 14 MEY mai 15, 2026
  • Hovaina “hybride” ny bozaka ao amin’ny kianja Mahamasina. mai 12, 2026
  • 𝗩𝗲𝗿𝘆 𝘁𝗲𝗻𝘆 𝗮𝗺𝗶𝗻 »𝗻𝘆 𝗹𝗮𝗹𝗮𝗺-𝗽𝗶𝗿𝗲𝗻𝗲𝗻𝗮 𝗳𝗮𝗵𝗮-𝟳 𝗮𝘃𝗼𝗸𝗼𝗮 𝗻𝘆 MENAKA »Fuel ». mai 12, 2026
  • Tanora malagasy iray no nahavita zava-baovao tamin’ny famokarana herinaratra amin’ny alalan’ny rano. mai 11, 2026

Copyright © 2023 Tsidika. Tous droits réservés.