Billard : Manana mpandray anjara amin’ny fiadiana ho tompon-daka eran-tany i Madagasikara
Dépêche 7 septembre, 17h15, I Raharinavalona Daniela na i Danny no hisolo tena an’i Madagasikara amin’ny fiadiana ny ho tompon-daka eran-tany amin’ny taranja « billard ». Hotanterahana Any Albi (France) izany ny volana oktobra ho avy izao.
