Actualités

Ikongo : Nanolotra omby ho famitram-pihavanana ny zandary

01 Septambra, 17h00, Nanolotra omby ho an’ireo mponina ao Ikongo ny avy ao amin’ny Zandarimariam-pirenena

ho fanajana ny fomban-tany amin’ny famitranana fihavanana, omaly 31 aogositra.

Nanolotra izany ny lefitry ny Kaomandin’ny Zandarimariam-pirenena ary nisolotena ireo vahoaka ny « assistant parlementaire » sy ireo ray aman-dreny eo an-tanàna ka natrehan’ny Governoran’ny Faritra Vatovavy.

Laisser un commentaire