ActualitésTsidika

Ambohimanambola : Mikatona ny kaominina ny alakamisy 01 septambra sy zoma 02 septambra

Hisy ny fikantonana eny anivon’ny kaominina Ambohimanambola ny alakamisy 01 septambra sy 02 septambra izao hoy ny tompon’andraikitra. Tsiahivina fa efa nisy ihany koa ny fikantonana teny anivon’ireo Kaominina hafa nohon’ny fihofanana izay atao any amin’ny INDDL, anisan’izany moa ny kaominina Ambohimangakely.

Marihina fa ny kaominina Ambohimanambola iray manontolo mihintsy no hikantona mandritra izany fotoana izany. Tsy hisokatra mihintsy ny kaominina tontolo andron’ny alakamisy 01 septambra sy 02 septambra 2022.

Famenontsoa Rajerison

Laisser un commentaire