Afrobasket U18 Vehivavy : Nandresy an’i Algérie ihany koa i Madagasikara
08 Aogositra, 13H00, Nandresy tamin’ny salan’isa 48 no 22 an-dry zareo avy any Algérie ny ekipam-pirenena Malagasy teo amin’ny sokajy vehivavy, nandritra ny fifandonana izay natao tany Antsirabe, teo amin’ny telo ampahaefa-dalan’ny fotoana nilalaovana.
