Dépêches

Vohemar : Vary 1 145 000 taonina simba

30 Jona, 08h00. Vary 1 145 000 taonina tao anatiy “conteneurs” miisa 41 no simba ary miteraka fofona ratsy ao amin’ny seranan-tsambon’i Vohémar. Nanomboka tamin’ny taona 2018 no nisian’ireo « conteneurs » nisy vary ireo tao amin’ny seranan-tsambo ireo. Mitaraina ihany koa koa ny orinasa SGPI mpitantana ny seranan-tsambo etsy ankilany fa mbola tsy voaloa ny saram-pipetrahan’ireo entana ireo.

Laisser un commentaire