ActualitésTsidika

Fianarantsoa : Hisy ny lanonana ara-miaramila lehibe

Hisy ny lanonana ara-miaramila sy ny matso lehibe ny 26 jona izao ao amin’ny kianja Ampasambazaha. Lanonana ofisialy fankalazana ny fetim-pirenena izany, izay tarihin’ny Foloalindahy ary hibanjinana ny lohahevitra hoe « Ny Fitiavako ny tanindrazako, Mamelona ny hambompom-pirenena ». Manasa ny vahoaka rehetra hanotrona sy hanome voninahitra izany ireo tompon’andraikitra.

Laisser un commentaire