Rugby : Tafiakatra ho amin’ny manasa-dàlana ny COSFA, USCAR sy ny FTM.
20 Jona, 12h00. Tafiakatra tamin’ny Rugby fiadiana ny amboaran’ny Filoham-pirenena 2021 ny COSFA, USCAR sy ny FTM. Nifamaliana kosa ny fanafihana amin’ny lalao ampahaefa-dàlana farany TFA Anatihazo sy TAM Anosibe tao amin’ny kianja Makis Mitarika vonjimaika tamin’ny isa 13 no 03 manoloana ny TFA Anatihazo ny TAM Anosibe tao amin’ny kianja Makis Andohatapenaka, Antananarivo lalao ampahaefa-dàlana farany; tafiditra amin’ny fiadiana ny amboaran’ny Filoham-pirenena taona 2021.
