Ministeran’ny angovo sy ny akoran’afo : Nihaiky ny tsy fahatomombanan’ny famokarana jiro ny minisitra
Taorian’ny fahapahan’jiro nivantana nandritra ny lahatenin’ny filoha dia nihaiky ny Minisitry ny Angovo Andry Ramaroson fa misy fahatarana ny fahatongavan’ny solika
Read More