Dépêches

Voaantso eny amin’ny « Cybercriminalité » Anosy i MALAMA

28 Janoary, 12h00. Anisany ireo olona tena sahy maneho ny heviny ato amin’ny tambajotra sosialy i Mahery Lanto Manandafy na MALAMA. Nampiely izy tao aorian’ny fahavitan’ny « pont bailey » fa tapaka sahady io tetezana tao Moramanga io. Manoloana izany sy ny fanehoan-keviny samihafa voasokajy manohatra fitondrana dia voaantso eny amin’ny sampana « Cybercriminalité » rahampitso Sabotsy 29 Janoary 2022 tenany. Nampahafantariny tao amin’ny kaontiny vao haingana teo izany

Laisser un commentaire