Dépêches

Vohemar: Tra-tehaka ireo andian’olona nanolana zazavavy 13 taona

07 Janoary, 09h30. Efa eo ampelatanan’ny tompon’andraikitra ireo 05 lahy nifandimby nanolana zazavavy vao 13taona tao Vohemar. 20 taona no lehibe indrindra amin’izy ireo raha 18 taona kosa ny zandry indrindra. Tombanana ho nampiasan’izy ireo hazo mihitsy ny fivavian-drazavavy raha ny resaka miely ao an-tanàna.

Laisser un commentaire