ActualitésTatitra

France : Nafamadiky ny « Livreur » ny solika tao amina tombin-dasantsy iray tao Fréjus

« Sans-plomb 95 » no nararak’ity “Livreur” ny Total ity tao amin’ny tombin-dasantsy tao 1803 avenue André Léotard ny herinandro lasa teo raha tokoy ho « Gazole ». Teo alelanenlan’ny tamin’iray ora sy tamin’ny 3 ora atoandro kosa no tsikiaritr’ireo tompon’andraikitra izany ka niantso avy hatrany ny « service » ho an’ny mpanjifa. Ireo rehetra naka solika tamin’io solika diso io kosa dia namerenam-bola avokoa. Nampihisy olana tamin’ny fiaran’ireo mpanjifa sasan-tsany mantsy izany.

Laisser un commentaire