Afghanistan : Mifarana « pont aérien » an’i France
Tsy afaka hanoy ny fanoahana ireo olona ao amin’ny seranam-piaramanidin’i Kaboul intsony ny Français hoy ny praiminisitra Jean Castex ny alakamisy teo. Hifarana anio alina izany raha ny fanazavany tao amin’ny fahitalavitra RTL. Antony ny fitsaharan’ireo américain amin’ny 31 aogositra izao hoy izy satria izy ireo no miantoka ny mifehy sy miaro ao amin’ny seranam-piaramanidin’i Kaboul. Afghans eo ho eo amin’ny 2 500 sy frantsay an-jatony kosa no efa notaterin’izy ireo tamin’ny 104 d’Al Dhafr (Abou Dhabi) raha ny tatitra farany.
