Raim-pianakaviana iray novonoin’ny dahalo
15 Jolay, 07h00. Tsy tana intsony ny ain’ity raim-pianaviana ity rehefa novoin’ny jiolahy ny tokantranony ny talata ariva teo. Lehilahy 3 no fantatra fa nanao ny ity asa ratsy tao Mahialambo Antsohihy ity izay efa eo am-pelatanan’ny mpitandro ny filaminana. Namela kamboty 5 ny tenany.
