Tranoben’ny serasera, distrikan’ambatondrazaka
13 Jona, 09h00. Efa manakaiky ny 70% ny asa fanamboarana ny tranoben’ny Serasera sy ny kolontsaina ao amin’ny Distrikan’ny Ambatondrazaka Faritra Alaotra Mangoro. Arak’izany moa dia ny Ministeran’ny serasera sy ny kolontsaina no miantsoroka ity foto-drafitr’asa ity.
