Actualités

Nolanian’ny Solombavambahoaka ny lalàna mifehy ny fitantanam-bolam-panjakana nasiam-panitsiana

01 Jolay, 09h00. Nodinihina sy nolanian’ny Solombavambahoaka, ny 29 jona 2021, ny lalàna mifehy ny fitantanam-bolam-panjakana nasiam-panitsiana (LFR) ho amin’ny taona 2021. Natao teny amin’ny CCI Ivato sy am-pitain-davitra ny fivoriana. Namela takaitra amin’ny lafiny maro ny fandalovan’ny Covid-19. Ny lalàna mifehy ny fitantanam-bolam-panjakana nasiam-panitsiana dia mametraka ho tanjona ny fanarenana ny toekarena sy ny fanatsarana ny sosialim-bahoaka. Olona 190 ireo tsy manankialofana ampiana hiatrika ny fiainana eny Anosizato

Laisser un commentaire