SocialTatitra

Hongrie : Ivon’ny kolontsaina i Budapest renivohitra

I Budapest no tanàna lehibe indrindra ao Hongrie ary izy no renivohitrin’ny firenena. Antsoina hoe “Budapestois” ny mponina ao izay miisa 1 752 286 raha ny isa farany ny 2019. Mahatratra 525, 16 km2 ny velaran-taniny.Isan’ny nivelatra tao anatin’ny tontolon’ny Indostria izy nanomboka tamin’ny taonjato faha 18. Any no ivon’ny kolontsaina sy varotra ary tsena isan-karazany, ao ihany koa no misy ireo Ministera maro sy ny andrim-panjakana samihafa sy ny masoivoho maro. Kanto dia kanto ny toerana ary tena mahasarika ireo mpizaha tany rehefa ho any Hongrie

Laisser un commentaire