Dépêches

Fananganana fiaraha-miasa eo amin’i Madagasikara sy i Russie

09 Jona, 08h55. Nisy ny fihaonana teo amin’ny masoivohon’i Russie, Andrey Andreev sy nY mpanolon-tsaina manokana ara-diplaomatikan’ny Filohan’ny Repoblika, Patrick Rajoelina. Tanjona ny hisian’ny fiaraha-miasa eo amin’ny firenena roa tonta na ara-politika izany na ara-pifanohanana fotsiny eo amin’ny firenena roa.

Laisser un commentaire