Actualités

Lalàna mampitohy an’Anosibe an’Ala sy Moramanga.

71Km miala an’i Moramanga no misy ny distrikan’ny Anosibe An’Ala, mitodika mianatsimo rehefa tonga eo Moramanga.Miha ratsy ny lalana any an-toerana amin’izao fotoana. Noho izany indrindra, roa andro vao tonga any an-toerana raha toa ka tokony ho vita anatin’ny adin’ny iray izany. Rehefa maina ihany ny andro vao vita izay adin’iray izay 1 aminizao fotoan. Ankoatran’ny camion, taxi moto no mitaitra olona makany ary 70.000Ariary ny saran-dalana. Vidiny izay tsy zakan’ny mponina any an-toerana satria fambolena no hany miantoka ny fiveloman’izy ireo.

Fanaja Rakotoarisoa

Laisser un commentaire