Ambohimanambola : Ny kaominina no mandray sy mitantana ny service eau ao anatin’ny fotoana voafetra
Araka ny fandaminana napetraka, taorian’ny fikorontanana teo amin’ny mpitantanana ny SEA (Service Eau Ambohimanambola) dia efa niverina amin’ny laoniny ankehitriny
Read More