Ambohimanambola : Hanomboka ny volana aprily no hametrahana ny fitsinjarana rano ao amin’ny fokontany Ambohipeno
Notanterahina tamin’ny alahady teo, araka ny fangatahan’ny mponina tao amin’ny fokontany Ambohipeno, ny fivoriana, fanolorana ny fandaharan’asan’ny mpitantana ny rano
Read More