Angleterre : Ronnie O’Sullivan, matihanina amin’ny » snooker »
Mpilalao « snooker » matihanina i Ronnie O’Sullivan.Voasokajy ho isan’ireo mpilalao manan-talenta indrindra teo amin’ny tantaran’ny « snooker », izy ary anisan’ireo manana anaram-boninahitra
Read More