Royaume-Uni : Vehivavy indray no lehiben’ny governemanta
I Mary Elizabeth Truss antsoina hoe Liz Truss no voafidy praiminisitra vaovao ao Royaume-Uni. Faha 56 misahana izany toerana izany
Read More
I Mary Elizabeth Truss antsoina hoe Liz Truss no voafidy praiminisitra vaovao ao Royaume-Uni. Faha 56 misahana izany toerana izany
Read MoreI Liz Truss nahazo vato 113 sy Rishi Sunak, nahazo vato 137 no hifanadrina haka ny toeran’ny praiminisitra Boris Johnson.
Read More