Japon : Vehivavy iray no nanao « reaction » hafakely tamin’ny fanafody
Nisehoana tranga hafakely tao Japon. Mpitsabo maromaro tao an-toerana no nanao tatitra fa nisy vehivavy nararin’ny homamiadana notsaboin’izy ireo no
Read More
Nisehoana tranga hafakely tao Japon. Mpitsabo maromaro tao an-toerana no nanao tatitra fa nisy vehivavy nararin’ny homamiadana notsaboin’izy ireo no
Read MoreOlona manodidina ny 90 no tratran’ny fanampoizinana tamin’ny alalan’ny fisotroana « cidre frelaté » tao Russie. Raha ny antontan’isa voalohany nomen’ny ministeran’ny
Read MoreManiry ny hanamafy ny ady amin’ny fako plastika ny nosy Seychelles. Raha tsiahivina dia mandroso ny fanatanterahana izany fikasana izany
Read MoreOrinasa dimy ao La Réunion no nahazo amboara nandritra ny « Trophée entreprise et territoire » tao Moca. Io fifaninana
Read MoreNanao fanambarana ny fitondram-panjakana tao Seychelles fa mbola tanan’izy ireo ny fanampahan-kevitra mandrara ny teratany vahiny mividy trano na tany
Read MoreNahitana « ibis falcinelle » (Plegadis falcinellus) tao amin’ny faritra avaratra atsinanan’ny étang du Gol, ao Saint-Louis. Ny SEOR (société
Read MoreTranom-barotra lehibe iray mirefy 6 106 m² no hatsangana ao Zac Canabady ao Saint-Pierre. Io tetik’asa io dia nankatoavin’ny vaomieran’ny
Read MoreMisy ny rindrambaiko antsoina hoe « Mopri » ao amin’ny nosy Maurice. Ahafahana mampitaha vidin’entana amin’ireo tranom-barotra samihafa io rindrambaiko
Read MoreBiby an-dranomasina ny Dugong. Biby miteraka mirefy 3 metatra eo izy ary milanja any amin’ny 450 kilao any. Mihinana zava-maitso
Read MoreNahazo isa 82,4/100 amin’ny tànana mandry fahalemana indrindra i Copenhague. Tànana 60 lehibe indrindra eran-tany no nampilaharana tamin’izany ka izy
Read More