Dépêches

Maty vao avy teraka

12 May,17h30. Maty teny an-dalana ny renim-pianakaviana iray vao teraka tao Morafenobe anio 12 May. Very rà be loatra izay ka nentina hamonjy fampidirana rà (Transfusion sanguine) ao Maintirano, saingy tsy tana ny ainy raha 60 Km tsy hahatongavana. Namela kamboty 4 izy izao maty izao.

Laisser un commentaire