ActualitésTatitra

Fifaninanana an’habakabaka : Hatahorana hilatsaka ambonin’ny tany ilay « fusée » nalefan’i Chine

Nanambara ny i Etats-Unis ny alarobia 5 may lasa teo fa eo am-panarahan-dia ny « Fusée » sinoa izay hiditra amin’ity faran’ny herinandro ity any amin’ny « atmosphere » izy ireo. Hatahorana ho latsaka ety amin’ny tany izy ity ary any amin’ny faritra onenan’ny olombelona mihitsy. Tamin’ny 29 aprily no nandrefasan’ny sinoa ity « fusée » ity. Tsy atahorana anefa ity fandesana ity hoy ny avy amin’ny governemanta sinoa. Handrasana ankehitriny ny mety ho tohin’ny tantara.

Laisser un commentaire