VITA NY LALANA ENY 67HA MIAINGA ANY VATOBE MANKANY ANDOHATAPENAKA
Vita tanteraka ankehitriny ny lalana eny 67ha, miainga avy eny Vatobe mankany Andohatapenaka, izay teo aloha dia feno lavaka lehibe.