VOLLEY-BALL MATCH DE DEFI :
MATCH DE DÉFI
SABOTSY 7 FEBROARY 2026
Préparation CCCOZ7 Seychelles
Fandaharampotoana
13h
All Stars U15
14h
SQUAD-X vs GNVB
16h
GNVB vs MAMA
VOLLEY-BALL MATCH DE DEFI : Ho fanomanantenan'ireo ekipa handeha hiatrika ny CCCOI na fiadiana izay ho tompondakan'i ranomasina Indiana isantarika dia hikarakara match de Defi ho azy ireo eny amin'ny kianja mitafon'Ankorondrano ny Federasiona Malagasy taranja VolleyBall. Hanokatra ny fotoana n'y sokajy senior vehivavy, dia ny fifandonan'ny SQUAD-X sy ny GNVB. Aorian'izay ny an'ny sokajy senior lehilahy, ny fifampikatrohan'ny GNVB sy MAMA. Hialoha ireo ny fanehoana an'ireo U15 zazavavy.
KIANJA MITAFON'ANKORONDRANO
Gymnase Ankorondrano
PAF : 2.000 AR
