ActualitésTsidika

Raharaha Rina Randriamasinoro

Sazy miantona mandritrin’ny roa taona no navokan’ny didim-pitsarana ho an’ny andrematoa Rina Randriamasinoro

Roa taona antrano maizina ,izay no sazy mihantona navokan’ny didim-pitsarana an’ny Rina Andriamasonoro androany teo amin’ny lapan’ny fitsarana,raha tsiahivina dia voarohirohy ho niraitsikombakomba nitarika mpitolona tsy nazahoana alalana no niampangana azy ,,nilaza mia ny mpisolo vava azy fa tsy mahafam-po azy ireo ny valim-pitsarana ka andrasana kosa ny mety ho tohin’ny toe-draharaha

Laisser un commentaire