Ankazomanga : Mivarotra kidoro ny Magasin Rasamisoa
Mivarotra kidoro Vitafoam ety Akazomanga ny Magasin Rasamisoa. Efa antaonany maro no nisiany, ary teo amin’ny toerana izay nisy azy io foana izy hatramin’izay fa tsy niova mihitsy. Amorondalana manko eo ka sady mora ny fitondrana ny entana no maro mpandalo rahateo. Mbola tsy mieritreritra ny hiova toerana raha ny nambarany. Mivarotra ny vokatra Foam rehetra amin’ilay tena izy fa tsy hosoka ary tena tsara kalitao. Ahitana ny karazany rehetra, na ny natokana ho any bevohoka na ny ankizy. Rehefa karazana kidoro na hoan’ny seza na izay rehetra ilaina éponge dia hita ao avokoa. Misy refiny maro ary manapaka ho an’ny refy tadiavina ihany koa. Manao ny asa rehetra momba ny éponge ihany koa.
Afaka miantso ny laharana 0 33 02 752 62.
| RépondreTransférer |
